2024
Afaka manara-dia an’i Jesoa aho amin’ny alalan’ny fanehoana fanajana
Nôvambra 2024


“Afaka manara-dia an’i Jesoa aho amin’ny alalan’ny fanehoana fanajana,” Namana, nôv. 2024, 44–45.

Afaka manara-dia an’i Jesoa aho amin’ny alalan’ny fanehoana fanajana

Ankizivavy mivavaka

Afaka ny ho tony sy ho feno fanajana aho.

Ankizilahy mivavaka

Afaka mampifanindry ny sandriko aho rehefa mivavaka.

Ankizilahy mangina

Afaka mampiasa feo malefaka aho ao am-piangonana.

Ankizivavy mandray ny fanasan’ny Tompo

Rehefa maneho fanajana aho dia maneho amin’i Jesoa fa tiako Izy.

Fotoana hanaovana sahanasa

Tondroy ny olona tsirairay. Manaova fanazaran-tena miteny amim-panajana ny anaran’izy ireo.

Jesoa Kristy

Joseph Smith

Nefia

Filoha Nelson

PDF

Sary nataon’i Bryan Beach