“Fizarana ho an’ny namana kely,” Namana, nôvambra 2024, 43.
Fizarana ho an’ny namana kely
Ankizy kely toa ahy i Jesoa taloha!
Theophilus S., 4 taona, Mashonaland Antsinanana, Zimbabwe
Manampy mba hampifalifaly ny zandriko lahy aho rehefa malahelo izy ka sahirana ny reniko.
Penny S., 5 taona, Alberta, Canada
Araho hatrany ny mpaminany;
fa izy no mahalala izay ho aleha.
Bokin-kiran’ny ankizy, 58