2024
Ireo sambofiara Jaredita
Nôvambra 2024


“Ireo sambofiara Jaredita,” Namana, nôv. 2024, 23.

Tadiavo: tranga avy ao amin’ny Bokin’i Môrmôna

Ireo sambofiara Jaredita

Nanampy ny Jaredita hahafantatra ny fomba hanamboarana ireo sambony ny Tompo mba hahafahan’izy ireo hanao dia hieren-doza hankany amin’ny tany nampanantenaina (jereo ny Etera 2:16–18). Hitanao avokoa ve ireo zavatra miafina?

Ireo sambofiaran’ny Jaredita eny ambonin’ny ranomasina

Sary nataon’i Suzy Gerhart