Namana - Janoary 2026 Ny MpamonjikoAsa kanto maneho an’i Jesoa Kristy. Tonga soa ry namana!Taratasy ho an’ny ankizy sy ny ray aman-dreny mikasika ny zavatra ao anatin’ny gazetiboky ho an’ity volana ity. Avy amin’ny Fiadidian’ny Kilonga maneran-tanySusan H. PorterFanomezana mahafaly ny batisaMamakia hafatra iray momba ny batisa avy amin’ny Filoha Porter. Vonona ny hiara-handeha amin’i JesoaMiomana hatao batisa ny mpirahavavy kambana ao Arizona. Natao batisa i JesoaSahanasa iray hanampiana ny ankizy hianatra momba ny batisa sy ny fandraisana ho mpikambana. Arahaba avy any Filipina!Andao hanao dia hianarana momba ny Filipina! Manara-dia an’i Jesoa any FilipinaFantaro i Adam avy any Filipina ary ianaro ny fomba anarahany an’i Jesoa. Matsiro sy mahafinaritraPejy misy atrikasa izay ahitana fomba fandrahoan-tsakafo, asa tanana, ary fanasana hanompo. Ireo namana manerana izao tontolo izaoAmboaran-teny nambaran’ankizy manerana izao tontolo izao. Jeffrey R. HollandToy ny ankizy madinikaVakio ny hafatra iray avy amin’ny Filoha Jeffrey R. Holland momba ny fahatongavana toy ny ankizy madinika. Thomas A.Thomas ilay mpanangonaMizara ny fomba hanampiany amin’ny fanangonana ny fianakaviany hivavaka isa-maraina i Thomas. Lucy Stevenson EwellIlay fahagagana teo am-baravaranaRehefa narary ny maman’i Gracie, dia nampahatsiahy azy ny fihirana hiran’ny Kilonga fa hilamina ny zava-drehetra. Adeyinka A. Ojediran“Valo taona aho ato ho ato”Miresaka momba ny fomba niomanan’ny zanany vavy ho amin’ny batisa sy nanohizany nitandrina ireo fanekempihavanan’ny batisany ny Loholona Ojediran. Juliann Tenney DomanOlana tamin’ny namanaNiezaka nahafantatra izay tokony hatao i Matt rehefa nanomboka tsy niresaka taminy intsony i Joseph namany. Ilay drafitry ny fahasambarana sy ianaoTopimaso mikasika ny ampahany tsirairain’ilay drafitry ny fahasambarana an’ Andriamanitra. Ilay safidy ho mpampihavanaMargo sy PauloMiady hevitra i Margo sy i Paulo saingy misafidy ny ho mpampihavana avy eo. Sahanasa mahafinaritra hanaovana mozika amin’ny alalan’ny ranoTorolalana momba ny sahanasa hanamboarana xylophone mampiasa rano HiraNita Dale MilnerRehefa atao batisa ahoTaratasy misy ny hira notsorina ho an’ilay hira hoe “Rehefa atao batisa aho” Rebekah JakemanBe herim-po ao amin’ny KilongaManampy an’i Emily hahatsiaro an’i Jesoa mba hahazoany herim-po ao amin’ny Kilonga ny mamany. Fotoan’ny fiaraha-mientanaSahanasa momba ireo zava-boahary kanton’ Andriamanitra Tafatafa iarahana amin’i Emily momba ny batisanyNanontanianay zavatra vitsivitsy momba ny batisany i Emily avy ao Meksika. Brynn WenglerNatao batisa ianao izay. Ahoana amin’izay ary izao?Zavatra efatra hampientanentana anao aorian’ny batisanao. Lydia Defranchi-NelsonFanombohana vaovaoMianatra i Alexandre fa ny fanasan’ny Tompo dia afaka manampy azy ho madio tahaka ny tamin’izy vao vita batisa. Tanana Mpanampy - Tadiavo izany!Asa fanompoana ao an-jaridainaSahanasa iray ahitana sary miafina maneho ankizy miasa ao amina zaridainam-pokonolona. Avia, hanaraka AhySahanasa mahafinaritra momba ny soratra masina isan-kerinandroAmpiasao ireto sahanasa ireto ho fandalinana ny Avia, hanaraka Ahy miaraka amin’ny fianakavianao. Pejy holokoinaNamorona ny tany i JesoaPejy holokoina miaraka amin’ny hafatra hoe: “Namorona ny tany i Jesoa.” Tantara ao amin’ny soratra masinaAdama sy EvaMamakia tantara momba an’i Adama sy i Eva tao amin’ny Saha Edena. An-kiafina momba ny soratra masinaSahanasa iray momba ny soratra masina hanampiana ny ankizy hianatra momba an’i Jesoa Kristy ao amin’ny Testamenta Taloha. Taratasy avy amin’ny namanaVakio ny taratasy sasantsasany avy amin’ireo namantsika manerana izao tontolo izao!