Namana
Fotoan’ny fiaraha-mientana
Namana - Janoary 2026


“Fotoana hanaovana sahanasa” Namana, Janoary 2026, 32.

Fotoan’ny fiaraha-mientana

Namorona ny tany sy ireo biby mahatalanjona rehetra eto amintsika ny Ray any An-danitra sy i Jesoa Kristy. Rehefa mijery ny manodidina anao ianao ka mahita ny tany tsara tarehy, dia afaka mahatsiaro ianao hoe tena tia be anao tokoa Izy Ireo!

Firy no tongotra voaisanao? Ary firy ireo sofina?

Ampifandraiso amin’ny biby lehibe toa azy ireo ny biby mbola kely miisa fito.

Mitadiava biby adaladala dimy!

Pejy PDF mampiseho zava-boahary misy biby be dia be

Sary nataon’i Lisa Maria