Namana
An-kiafina momba ny soratra masina
Namana - Janoary 2026


“An-kiafina momba ny soratra masina,” Namana, Janoary 2026, 49.

An-kiafina momba ny soratra masina

Afaka mianatra momba an’i Jesoa Kristy ao amin’ny Testamenta Taloha ianao! Hetezo ireo karatra ary asaivo afenin’ny olona iray eraky ny efitrano izy ireo. Avy eo dia tadiavo ireo karatra nafenina. Rehefa mahita iray ianao dia jereo ilay soratra masina ary iaraho mamaky izany.

Malakia 3:1

Isaia 9:5

Isaia 53:4–5

Salamo 23:1–2

Pejy amin’ny endrika PDF

Sary nahazoana lalana tamin’ny Havenlight—Drink and Never Thirst [Sotroy dia tsy hangetaheta intsony] nataon’i Yongsung Kim

Sary nahazoana lalana tamin’ny Havenlight. The First Gift [Ilay fanomezana voalohany] nataon’i Yongsung Kim

Sary nahazoana lalana tamin’ny Havenlight. Guiding Them Home [Hitarihana azy ireo amin’ny lalany mody] nataon’i Yongsung Kim

Sary nahazoana lalana tamin’ny Havenlight. Lord of Prayer—Neutral [Ny Tompon’ny vavaka] nataon’i Yongsung Kim