Namana
Taratasy avy amin’ny namana
Namana - Janoary 2026


“Taratasy avy amin’ny namana,” Namana, Janoary 2026, fonony ao ambadika.

Taratasy avy amin’ny namana

Aiza aho no mamaky ny Namana

Sarin’ankizilahy iray mihazona gazetiboky Namana

Arthur G., 7 taona, mamaky ny Namana amin’ny fiteny Pôrtogey ao Paraná, Brésil.

Ireo asa fanomezan-tanana ataonao

Sarina vondron’ankizy ao amin’ny Kilonga eny an-kalamanjana miaraka amina legioma isan-karazany

Amin’ity taona ity ny sahanasa Tadiavo dia miompana amina ankizy ao amin’ny Kilonga tena izy manompo ny hafa! Mankanesa ao amin’ny pejy 40 hahitana ny zavatra nataon’ireo ankizy ao Nouvelle Zélande ireo.

Mahita ny tempoly no mahafinaritra ahy

Sarina ankizivavy mijoro eo anoloan’ny tempoly

Rose V., 8 taona, mitsidika ny tempolin’i Preston, Angletera.

Manan-javatra hozaraina ve ianao? Alefaso aty aminay izany amin’ny alalan’ny fampiasana ilay taratasy fenoina etsy ambany.

Pejy amin’ny endrika PDF