“Asa fanompoana ao an-jaridaina,” Namana, Janoary 2026, 40.
Tanana Mpanampy - Tadiavo izany!
Asa fanompoana ao an-jaridaina
Ity kilasina Kilonga any Nouvelle Zélande ity dia nampiasa ny tanana manampin’izy ireo hitsimponana legioma ao amin’ny zaridainam-pokonolona iray mba hozaraina amin’ny hafa. Tadiavo ireo zavatra miafina etsy ambany.
Sary nataon’i Brian Michael Weaver