Hira
Antsoy i Jesoa


49

Antsoy i Jesoa

Amim-paharisihana

1. Antsoy Jesoa ry olony,

Dera sy laza ho

Azy, maty tao Kalvary,

mba Hanome fiainarvnmso.

2. Nandresy ny fasana Izy,

Nihira famonjena,

Ary ny fanahy voageja,

Hahazo lanitra.

3. Azy ny fanalahidy,

Ho torotoro Satana,

Ary ny fahafatesana

Hitsahatra.

4. Mofo sy rano, maneho

’Lay sorompanavotana,

ry Olofahafatesana

Hitsahatra.

Tonony tamin’ ny teny anglisy: Richard Alldridge, 1815–1896

Feony: Joseph Coslett, 1850–1910

2 Nefia 9:5, 10–12

Mosesy 4:20–21