131
Fiaraha-mivavaky ny mpianakavy
Amim-panajana
1. ’Ndeha isika hivavaka
ry mpianakavy.
Hisaotra ny Raintsika
Noho ireo fitahiana.
2. Misaotra noho ny sakafo,
sy ’zay fanananay.
Ary koa mpianakavy,
Fitiavany lehibe.
3. Hanompo hatran’ isika,
hilofo mafy re.
Handoalika toy ireo
Tokantrano marobe.
Tonony sy feony: DeVota Mifflin Peterson, 1910–1996. © 1969 IRI