Hira
Ny takela-bolamena


127

Ny takela-bolamena

Amim-pankasitrahana

1. Takelabolamen’ ef’ ela be,

’Zay tsara afina,

Nomena ilay mahatoky

mba ho tandremany.

2. Voasokitra teo amboniny,

Ny soratr’ i Nefia.

Ny Bokin’ i Môrmona no

misy ny tantarany.

Tonony tamin’ ny teny anglisy: Rose Thomas Graham, 1875–1967

Feony: J. Spencer Cornwall, 1888–1983. Narindra © 1989 IRI