Hira
Ny tempoly avy amin’ ny Tompo


122

Ny tempoly avy amin’ ny Tompo

Malefaka

1. Tempoly avy amin’ny Tompo ny tenako.

Fanahy tany andanitr’ aho vao nateraka.

Masina ny tenako, hajaiko fatratra.

Satria io no Tempoly a vyamin’ ny Raiko.

2. Hialako ny fitaomana sy toetra ratsy.

Handeha any antempoly no hany tanjoko.

Harotsaka ho ahy, ny fitahiambe.

Mba handovako ny fanjakany lehibe.

Tonony tamin’ ny teny anglisy: Donnell Hunter, Teraka 1930. © 1969 IRI

Feony: Darwin Wolford, Teraka 1936. ©1969 IRI