39
Tamim-panetren-tena no teraka i Jesoa
Amim-panajana
1. Tamimpanetrentena
No teraka i Jesoa.
Niaritra fijaliana,
Hanjaka ’nefaIzy ’zao,
Hanjaka ’nefaIzy ’zao.
2. ’Lay Zanakondry taloha,
Indro tonga Tompo soa.
’Lay nijaly sy maty,
Indro a ny andanitra,
Indro a ny andanitra.
3. ’Lay nijaly, latsadrà,
Indro fa nasandratra.
Na tsy tian’ ny Azyaza,
Dia Tompo manandaza,
Dia Tompo manandaza.
4. ’Lay irery niaritra,
Tonga Tompon danitra.
Nivesatra ny mafy,
Izay tsy hisyintsony,
Izay tsy hisyintsony.
Tonony tamin’ ny teny anglisy: Parley P. Pratt, 1807–1857
Feony: Giacomo Meyerbeer, 1791–1864, namboarina
Lioka 2:7
Matio 25:31