9
Ry Mpanavotra
Amim-pahatokiana
1. Ry mpanavotra
mampifaly anay,
Omeo fitahiana izahay.
Miaro anay
Androsy alina,
Mpanavotra sy Mpanjaka.
2. Indro Izy fa
miantso ny ondry,
Ho entiny any Ziona,
Tsy hatahotra
Ho faty, ho very.
Satria Miaraka A minao.
3. Hafiriana no
nahampanota anay.
Ka niantsoantso Anao.
Faly Satana
Fa ory isika;
Isiraely havotra.
4. Zanak’i Ziona
naheno vaovao.
Ny famantarana hita.
Tsy hatahotra,
Aoka ho marina.
Indro ny fanavotana.
5. A-se-hoy a-nay ny en-dri-kao Je-soa,
Fe-noy fi-ti-a-va-na koa.
Ny fa-ni-ria-ko, Hi-toe-tra A-mi-nao,
Dia hi-o-no-na ny fo-ko.
6. In-dro i Je-soa ka fa-ly ny ton-tolo.
Mi-an-dry i-zay la-zai-ny.
Mi-te-ny I-zy ka ve-lo-na ny de-ra.
Ho an’ ny Tom-po to-ka-na.
Tonony tamin’ ny teny anglisy:William W. Phelps, 1792–1872; namboarina avy tamin’ ny tonony nataon’ i Joseph Swain 1761–1796. Voarakitra ao amin’ ny fihiranan’ ny OAF, 1835.
Feony:Freeman Lewis, 1780–1859
Eksodosy 13:21–22