Hira
Tsaroako ny tantaran’ ny Filazantsara


117

Tsaroako ny tantaran’ ny Filazantsara

Amim-pitiavana

1. Tsaroako: tantarampilazantsara

Fonyi Jesoa niaina tetỳ.

Niantso ny zaza ho eo amin’ Izy

’Zaho naniry mba ho teo erỳ.

2. Hametrahantànana, fihininy

No faniriako lehibe.

Ho nandre nyantsony ’zay nanao hoe:

”Avelao ny zazahanatonaAhy”.

Tonony tamin’ ny teny anglisy: Jemima Luke, 1813–1906

Feony: Leah Ashton Lloyd, 1894–1965