Hira
Velona ny Raiko


115

Velona ny Raiko

Miadana

Rehefa mitendry dia ny tànana ihany ampiasaina (aza mampiasa tongotra).

1. Velona ny Raiko, tia ahy Izy.

Ny Fanahy no mibitsik’amiko ny marina.

Eny, ny marina.

2. Nirahyny re aho hanao ny sitrany.

Ny bitsiky ny Fanahy no manambara fa

Ho vitakoizany.

Tonony sy Feony: Reid N. Nibley, Teraka 1923. © 1969 IRI

Môrônia 10:5

Abrahama 3:22–28