119
Misaotra Anao aho ô ry Ray
Milanto
1. Misaotr’ Anao aho ry Ray tia ahy;
Noho ny famindrampo ’zay nomenao ahy.
MisaotraAnao noho ny fianakaviana,
ny namana tsara, ny fitahiana.
2. Ampio aho mba ho zaza tsara fanahy;
Hankatò ny raiko sy ny reniko aho.
Amin’ ny anaran’ i Jesoa anay,
tahio ry Ray satria zanakao.
Tonony: Anon.
Feony: George Careless, 1839–1932