Hira
Fitia ao an-tokantrano


88

Fitia ao an-tokantrano

Amin-paharisihana

1. Tonkantrano soare

raha ao ny fitia.

Feno fifaliana

raha ao ny fitia.

Fiadanana hatrany,

tsikitsiky tsy lany

Tsara ny fiainana

raha ao ny fitia.

Trano soa Trano soa

Tsara ny fiainana

raha ao ny fitia.

2. Tokantrano sambatra

raha ao ny fitia.

Tsisy fifanka halana

raha ao ny fitia.

Voninkazo mamony,

mateza ny voniny

Kanto ny fiainana

raha ao ny fitia

Trano soa Trano soa

Kanto ny fiainana

raha ao ny fitia.

3. Endrey faly re ny Ray

raha ao ny fitia.

Ny tany ho tsaraindray

raha ao ny fitia.

Ry tontolo mihirà,

Mihobia sy miderà.

Faly ny Ray Tsitoha

ra ha ao ny fitia

Trano soa Trano soa

Faly ny Ray Tsito ha

raha ao ny fitia.

Tonomy sy Feony: John Hugh McNaughton, 1829–1891

Môzià 4:14–15

Mpitoriteny 9:9