52
Amim-panetren-tena Tompo
Amim-panetren-tena
1. Amimpanetrentena Tompo,
Omeo ny fanahinao,
Hanamasina ny rano
sy ny mofo ho anay.
Aoka re tsy hoadinoiko
Fa nijaly, maty Ianao;
Voahombo sy voalefona,
Mba ho ahy, tao Kalvary.
2. Omeo anayny fo mietry,
Hampianaro mba ho tia.
Raiso ao antranonao
re izany vavakay.
Raha mendrika ny sorona
Masinao, izahay,
Ho any Aminao izahay,
Feno voninahitra.
Tonony tamin’ ny teny anglisy: Mabel Jones Gabbott, Teraka tamin’ ny 1910. © 1948 IRI
Feony: Rowland H. Prichard, 1811–1887