Namana
Mankalaza ny Paska
Martsa 2026


“Mankalaza ny Paska,” Namana, martsa 2026, 1.

Tanana Mpanampy - Tadiavo izany!

Mankalaza ny Paska

Sahanasa atao miafina ho an’ny ankizy ao amin’ny Kilonga mandritra ny fiaraha-mientana atao amin’ny Paska

Niara-nankalaza ny Paska tamin’ny fiaraha-mientan’ny Kilonga ireo ankizy tao amin’ny Kilonga tany Texas, Etazonia ireo! (Jereo ny sarin’izy ireo eo amin’ny fonony ao ambadika.) Nanao karatra sy vangovango ho an’ny olona marary ihany koa izy ireo.

Pejy amin’ny endrika PDF

Sary nataon’i Kelly Kennedy Azo adika raha ampiasaina ao am-piangonana irery ihany.