Namana
Lalao Bingô momba ny Fihaonamben’ny Fiangonana maneran-tany
Martsa 2026


“Lalao Bingô momba ny Fihaonamben’ny Fiangonana maneran-tany, Namana, mar. 2026, 49.

Lalao Bingô momba ny Fihaonamben’ny Fiangonana maneran-tany

Andramo ity fiaraha-mientana mahafinaritra ity rehefa mihaino ny fihaonamben’ny Fiangonana maneran-tany ianao! Rehefa miresaka momba ny iray amin’ireto lohahevitra ireo ny mpandahateny iray dia mampiasà zavatra kely hanakonana ny efamira maneho izany. Jereo raha afaka manakona efamira dimy ao anatin’ny laharana iray ianao. Avy eo dia andramo takonana daholo ny sary rehetra!

  • Jesoa Kristy

  • Fitiavana

  • Soratra masina

  • Amorony izay anao manokana

  • Batisa

  • Tempoly

  • Finoana

  • Fianakaviana

  • Asa fanompoana

  • Fiangonana

  • Famelan-keloka

  • Misiônera

  • Toerana malalaka hanaovan-javatra

  • Famerenana amin’ny laoniny

  • Fahafolonkarena

  • Paska

  • Amorony izay anao manokana

  • Fanasan’ny Tompo

  • Fijoroana ho vavolombelona

  • Tantaram-pianakaviana

  • Fanahy Masina

  • Fiadanana

  • Vavaka

  • Amorony izay anao manokana

  • Mpaminany

Pejy PDF misy sary famantarana naseho an-tsary

Sary nataon’i Josh Talbot