Kilalao mahafinaritra ho an’ny Takarivam-pianakaviana
Nanao ny sahan’izy ireo maneho ny fitsanganana tamin’ny maty i Savanna sy i Karina R., 4 sy 6 taona, Utah, Etazonia (Apr. 2020).
Ireo asa fanomezan-tanana ataonao
Jereo ny asa atao Tadiavo ao amin’ny pejy 40 mba hahitana ny fomba nanompoan’io Kilonga tao ETAZONIA io!
Mahita ny tempoly no mahafinaritra anay
Nitsidika ny Tempolin’i Recife Brezila i Louise and José A., 8 sy 6 taona,.
Manan-javatra hozaraina ve ianao? Alefaso aty aminay izany amin’ny alalan’ny fampiasana ilay taratasy fenoina etsy ambany.