Namana
Mampianatra momba an’i Jesoa Kristy ireo mpaminany sy ireo apôstôly
Martsa 2026


“Mampianatra momba an’i Jesoa Kristy ireo mpaminany sy ireo apôstôly”, Namana, mar. 2026, 10–11.

Mampianatra momba an’i Jesoa Kristy ireo mpaminany sy ireo apôstôly

Mihaino ny fihaonambe sy mandoko momba ny fihaonambe

Amin’ity taona ity ny fihaonamben’ny Fiangonana maneran-tany dia mitontona amin’ny Alahadin’ny Paska! Henoy izay lazain’ny mpaminany sy ny zavatra ampianarin’ireo apôstoly momba an’i Jesoa Kristy sy ny Sorompanavotany. Lokoy ny ampahany amin’ilay fo isaky ny mandre ny iray amin’ireto teny ireto ianao:

  • Sorompanavotana

  • Mpanavotra

  • Jesoa Kristy

  • Mpamonjy

  • Paska

  • Fitsanganana amin’ny maty

Eo am-pihainoanao ny fihaonambe dia soraty na ataovy sary ny zavatra nianaranao momba an’i Jesoa.

Pejy amin’ny endrika PDF maneho ny sarin’i Jesoa Kristy, sy sahanasa iray momba ny fandokoana fo.

Sary nataon’i Sarah Keele. Azo adika raha ampiasaina ao am-piangonana irery ihany.