Namana
Asa tanana maneho ny sahan’ny fitsanganana amin’ny maty
Martsa 2026


“Asa tanana maneho ny sahan’ny fitsanganana amin’ny maty,” Namana, martsa 2026, 8–9.

Asa tanana maneho ny Fitsanganana amin’ny maty

Manaova sahan’ny fitsanganana amin’ny maty mba hampahatsiahivana anao fa efa nitsangana i Jesoa Kristy! Ataovy miohoka eo ambony koveta efa misy vovoka ny loviam-boninkazo kely iray na koa kaopy. Rakofy vovoka ny ambonin’ilay loviam-bonikazo hanome ohatran’ny fasana. Avy eo dia mampiasà vato sy voninkazo ary zavatra hafa eny amin’ny tontolo eny hanaingoana ny sehatra. Azonao hetezana ireo sary ireo ary apetraho eo amin’ny saha ihany koa izany!

Pejy PDF misy sarin’ny diorama efa vita

Diorama sy sary nalain’i Anna Oldroyd. Sary nataon’i Shawna J. C. Tenney Azo adika raha ampiasaina ao am-piangonana irery ihany.