Martsa 2026 Ny MpamonjikoAsa kanto maneho an’i Jesoa Kristy. Tonga soa ry namana!Taratasy ho an’ny ankizy sy ny ray aman-dreny momba ny fiomanana ho amin’ny paska. Avy amin’ny Fiadidian’ny Kilonga maneran-tanyTracy Y. BrowningFa toy izao no nitiavan’ Andriamanitra izao tontolo izaoMizara hafatra momba ny Sorompanavotan’i Jesoa Kristy rahavavy Browning. Ilay drafitra mahagagaTantara an-tsary momba ny drafitry ny famonjena sy ny anjara asan’i Jesoa Kristy ao anatin’izany. Sarisary maneho ilay Saha nisehoan’ny Fitsanganana tamin’ny matyMamoròna sahan’ny fitsanganana amin’ny maty amin’ny fampiasana fitaovana fanaovana asa tanana sy zavatra hitanao any an-tokontany. Mampianatra momba an’i Jesoa Kristy ireo mpaminany sy ireo apôstôlyTeny nindramina sy sahanasa hiomanana ho an’ny fihaonamben’ny Fiangonana maneran-tany Kim Webb ReidNy Herinandro Masin’i MiaMankalaza ny Herinandro Masin’ny Paska i Mia sy ny fianakaviany. Fanamby momba ny fiaraha-mientana atao amin’ny PaskaLisitr’ireo sahanasa azon’ny ankizy atao mba hianarana momba an’i Jesoa Kristy mialoha ny Paska. Lalao an-tsehatra momba paskaFandaharan’asa amin’ny Paska izay azonao atao miaraka amin’ny fianakavianao amin’ny fotoanan’ny Paska. Mandia ny Herinandro MasinaPejy fandokoana ny herinandro masina Fombafomba fanao vaovaoMargo sy PauloMankalaza ny Paska miaraka amin’ny fianakaviany i Margo sy i Paulo. Ny fankalazana ny paska manerana izao tontolo izaoFantaro ireo fomba amam-panao mandritra ny Paska any amin’ireo firenena manerana izao tontolo izao. Bethany BartholomewPaska mahafalyMandoko atody i Gloria sy ny fianakaviany ary miresaka momba ny tena dikan’ny Paska. Fotoan’ny fiaraha-mientanaPejy iray misy fiaraha-mientana momba ny Paska Kate AndersonBodofotsin’ny paskaManome bodofotsy ho an’ireo rahavavy tokan-tena ao amin’ny paroasiny ireo ankizy any Aostralia. Kelvin NjengaMizara ilay vaovao tsaraMianatra momba ny Fitsanganana amin’ny maty i Ryan ary mizara izany amin’ny fianakaviany. Pejy ho an’ny asa tanana momba ny paskaAsa tanana sy ny fomba fandrahoana sakafo amin’ny Paska ho an’ny ankizy. Tanana Mpanampy - Tadiavo izany!Mankalaza ny paskaSahanasa iray miafina momba ny tetikasa fanaovana asa fanompoana momba ny Paska. Avia, hanaraka AhySahanasa mahafinaritra momba ny soratra masina isan-kerinandroAmpiasao ireto sahanasa ireto ho fandalinana ny Avia, hanaraka Ahy miaraka amin’ny fianakavianao. Afaka ny ho tsara fanahy amin’ny hafa ahoPejy holokoina ahitana ankizy iray izay tsara fanahy amin’ny ankizy iray hafa Avia, hanaraka AhyMosesy mpaminanyVakio ny tantara iray momba an’i Mosesy izay nandositra niala an’i Egypta sy ny niantsoana azy ho mpaminany. Fanontaniana momba ny fihaonamben’ny Fiangonana maneran-tanyFiaraha-mientana bingô momba ny fihaonamben’ny Fiangonana ho an’ny ankizy. Taratasy avy amin’ny namanaVakio ny taratasy sasantsasany avy amin’ireo namantsika manerana izao tontolo izao!