Namana
Fotoan’ny fiaraha-mientana
Martsa 2026


“Fotoanan’ny fiaraha-mientana” Namana, Martsa 2026, 32.

Fotoan’ny fiaraha-mientana

Maty i Jesoa Kristy ary nitsangana indray mba hahafahantsika miara-miaina Aminy sy ny fianakaviantsika mandrakizay indray andro any. Ny Paska dia fotoana hahazoana fanantenana sy fifaliana noho i Jesoa!

Rehefa nitaingina boriky tao Jerosalema i Jesoa Kristy dia nandray Azy tamin’ny alalan’ny fanofahofahofana sampakazo, tahaka ity anankiray ity ny olona!

Afaka mahita ve ianao fahasamihafana fito farafahakeliny eo amin’ireo sary roa momba ny marainan’ny Paska ireo?

I Jesoa Kristy no Mpiandry Tsara. Voaisany ny ondriny. Afaka manisa ireo ondry ireo sy ireo biby hafa ve ianao? Soraty ao anatin’ireo efajoro ireo tarehimarika!

  • Ondry

  • Boriky

  • Bitro

  • Vorona

  • Ecureuil

Pejy amin’ny endrika PDF misy ny fiaraha-mientana

Sary nataon’i Moira Millman. Azo adika raha ampiasaina ao am-piangonana irery ihany.