Namana
Tonga soa ry namana!
Martsa 2026


“Tonga soa ry namana!” Namana, martsa 2026, 1.

Tonga soa ry namana!

Ity laharana ity dia mikasika ny fanomanana ny fianakavianao ho amin’ny paska! Azonao ampiasaina ilay Fanamby momba ny fiaraha-mientana atao amin’ny Paska (pejy 14) mba ho zavatra tsotsotra atao hiomanana ho amin’ny Paska. Na araho izay ataon’ny fianakavian’i Mia mba hankalazana ny andro tsirairay amin’ny Herinandro Masina (pejy 12).

Misy asa tanana tokony hatao (pejy 38), pejy holokoina (pejy 24), kilalao an-tsehatra kanto momba ny Paska (pejy 16). Manorata mba hilazana aminay ny zavatra ataon’ny fianakavianao amin’ny Paska amin’ity taona ity!

Mankalaza ny Paska indray mandeha isan-taona isika, saingy afaka mankalaza ny Mpamonjy sy ny fitiavany antsika mandritra ny taona manontolo.

Amim-pitiavana,

Ny Namana

Pejy amin’ny endrika PDF