“Any ambadiky ny sehatra: Fampitana ny fihaonambe sy ireo gazetiboky momba ny fihaonambe”, Liahona, nôv. 2025.
Vaovaom-piangonana
Any ambadiky ny sehatra: Fampitana ny fihaonambe sy ireo gazetiboky momba ny fihaonambe
Mandre vaovao indroa isan-taona avy amin’ireo mpitarika ato amin’ny Fiangonana ny mpikambana mandritra ny fihaonambe. Olona an’arivony no miasa any ambadiky ny sehatra mba hanomezana anao ny hafatra nentanim-panahy avy amin’izy ireo. Misy horonan-tsary roa vao haingana mampisongadina ny ezaka ataon’ireo izay manao ny fampitana ny fihaonambe sy ireo izay manomana ireo gazetiboky mifandray amin’izany.