Mampianatra momba ireo fihetsika izay mandrafitra ny fitsaohantsika, ny toe-tsaina sy ny fahatsapana izay hita taratra ao amin’ny fitsaohantsika, ny maha manokana ny fitsaohantsika, ary ny filana ny fiezahana hitovy amin’ireo Olona Masina izay itsaohantsika ny Loholona D. Todd Christofferson.