Fihaonamben’ny Fiangonana Maneran-tany
Fanohanana ireo Manampahefana Ambony sy ireo Fitopololahin’ny Vondromparitra ary ireo Mpiandraikitra Ambony
Fihaonamben’ny Fiangonana maneran-tany aprily 2025


8:24

Fanohanana ireo Manampahefana Ambony sy ireo Fitopololahin’ny Vondromparitra ary ireo Mpiandraikitra Ambony

Ry rahalahy sy anabavy, ankehitriny aho dia hanolotra ireo Manampahefana Ambony, sy ireo Fitopololahin’ny Vondromparitra ary ireo Mpiandraikitra Ambony ato amin’ny Fiangonan’i Jesoa Kristy ho an’ny Olomasin’ny Andro Farany mba hotohananareo.

Miangavy anareo mba haneho ny fanohananareo amin’ny fomba mahazatra. Raha misy aminareo manohitra na iza na iza amin’ireo hatolotra eto, dia mangataka anareo izahay mba hifandray amin’ny filohan’ny tsatòkanareo.

Aroso amintsika ny hanohanana an’i Russell Marion Nelson amin’ny maha-mpaminany sy mpahita ary mpanambara azy ary Filohan’ Ny Fiangonan’i Jesoa Kristy ho an’ny Olomasin’ny Andro Farany; i Dallin Harris Oaks amin’ny maha-Mpanolotsaina Voalohany azy ao amin’ny Fiadidiana Voalohany; ary i Henry Bennion Eyring amin’ny maha-Mpanolotsaina Faharoa azy ao amin’ny Fiadidiana Voalohany.

Ireo izay manohana dia afaka maneho izany.

Izay manohitra, raha misy, aoka haneho izany.

Aroso amintsika ny hanohanana an’i Dallin H. Oaks ho Filohan’ny Kôlejin’ny Apôstôly Roambinifolo ary i Jeffrey R. Holland ho Filoha mpisolo toerana ao amin’ny Kôlejin’ny Apôstôly Roambinifolo.

Ireo izay manohana aoka haneho izany.

Izay manohitra dia aoka haneho izany.

Aroso amintsika ny hanohanana ireto manaraka ireto ho mpikambana ao amin’ny Kôlejin’ny Apôstôly Roambinifolo: Jeffrey R. Holland, Dieter F. Uchtdorf, David A. Bednar, Quentin L. Cook, D. Todd Christofferson, Neil L. Andersen, Ronald A. Rasband, Gary E. Stevenson, Dale G. Renlund, Gerrit W. Gong, Ulisses Soares, ary Patrick Kearon.

Ireo izay manohana dia aoka haneho izany.

Izay manohitra dia aoka haneho izany.

Aroso amintsika ny hanohanana ireo mpanolotsaina ao amin’ny Fiadidiana Voalohany sy ireo Apôstôly Roambinifolo ho mpaminany sy mpahita ary mpanambara.

Izay rehetra manohana dia aoka haneho izany.

Izay manohitra, raha misy, dia aoka haneho izany koa.

Ireto Manampahefana Ambony manaraka ireto dia hisaorana amin’ny andraikiny sy ho aroso ho nahavita asa tamim-boninahitra, hihatra ny 1 aogositra 2025: Loholona David S. Baxter, Randall K. Bennett, Kevin S. Hamilton, Rafael E. Pino, ary Jorge F. Zeballos.

Ireo izay maniry ny hiaraka aminay haneho fankasitrahana ho an’ireo rahalahy ireo sy ny vadin’izy ireo ary ny fianakavian’izy ireo noho ny asa fanompoana feno fandavantena vitan’izy ireo nandritra ny taona maro nanerana ny Fiangonana dia aoka haneho izany amin’ny fananganana tanana.

Isaorantsika ihany koa ny Loholona José A. Teixeira tamin’ny naha mpikambana azy tao amin’ny Fiadidian’ny Fitopololahy, izay hihatra ny 1 aogositra 2024.

Ireo izay maniry ny haneho fankasitrahana an’ny Loholona Teixeira noho ny fanompoany tamin’io andraikitra io dia afaka maneho izany.

Anehoanay fankasitrahana ireo Fitopololahin’ny Vondromparitra 65 hafa izay hahavita ny asa fanompoan’izy ireo ary ny anaran’izy ireo dia azo jerena ao amin’ny tranonkalan’ny Fiangonana.

Ireo izay te hiaraka aminay haneho fankasitrahana an’ireo rahalahy ireo sy ny fianakavian’izy ireo noho ny asa fanompoana feno fahafoizan-tena nataon’izy ireo dia afaka maneho izany.

Narosonay mba hihatra amin’ny 1 Aogositra 2025 ny fisaorana ny Fiadidian’ny Zatovolahy maneran-tany, araka izao manaraka izao: Steven J. Lund tamin’ny naha-Filoha azy, Bradley R. Wilcox tamin’ny naha-Mpanolotsaina Voalohany azy ary Michael T. Nelson tamin’ny naha-Mpanolotsaina Faharoa azy.

Ireo rehetra izay te hiaraka aminay haneho fankasitrahana ho an’ireo rahalahy ireo noho ny asa fanompoana feno fanoloran-tena nataon’izy ireo dia afaka maneho izany.

Aroso mba ho tohanantsika ny Loholona Kevin R. Duncan ho mpikambana ao amin’ ny Fiadidian’ny Fitopololahy, manan-kery ny 1 aogositra 2025.

Ireo izay manohana dia afaka maneho izany.

Izay manohitra dia aoka haneho izany.

Aroso amintsika ny hanohanana ireto Fitopololahy Manampahefana Ambony manaraka ireto: John D. Amos, Ronald M. Barcellos, Steven C. Barlow, Kevin G. Brown, B. Corey Cuvelier, Michael Cziesla, James E. Evanson, Brik V. Eyre, Ozani Farias, Aaron T. Hall, Brian J. Holmes, Pedro X. Larreal, Clement M. Matswagothata, Eduardo F. Ortega, Edward B. Rowe, ary Wan-Liang Wu.

Izay rehetra manohana dia aoka haneho izany.

Ireo izay manohitra, dia hanao toy izany koa.

Marihinay fa Fitopololahin’ny Vondromparitra vaovao miisa 78 no notohanana nandritra ny fivoriana tamin’ny fihaonamben’ny Fiangonana maneran-tany ho an’ny mpitarika tamin’ny alakamisy 3 aprily ary avy eo dia nambara tao amin’ny tranonkalan’ny Fiangonana. Manasa anareo izahay hanohana ireo rahalahy ireo amin’ny andraikitra vaovao nanendrena azy ireo.

Ireo izay manohana dia aoka haneho izany.

Izay manohitra dia hanao toy izany koa.

Aroso amintsika ny hanohanana ireto manaraka ireto ho ny Fiadidian’ny Zatovolahy maneran-tany vaovao, mihatra amin’ny 1 aogositra 2025: Timothy L. Farnes ho Filoha, David J. Wunderli ho Mpanolotsaina Voalohany, ary Sean R. Dixon ho Mpanolotsaina Faharoa.

Ireo izay manohana dia afaka maneho izany.

Izay manohitra dia aoka haneho izany.

Aroso amintsika ny hanohanana ireo Manampahefana Ambony hafa sy ireo Fitopololahin’ny Vondromparitra ary ireo Mpiandraikitra Ambony hafa araka izay misy ankehitriny.

Ireo rehetra izay manohana dia aoka haneho izany amin’ny alalan’ny fananganana ny tanana.

Izay manohitra, raha misy.

Misaotra anareo ry rahalahy sy anabavy noho ny fanohananareo ireo mpitarika ato amin’ny Fiangonana.

Fanovana eo amin’ny Fitopololahin’ny Vondromparitra

Ireto Fitopololahin’ny Vondromparitra manaraka ireto dia notohanana nandritra ny fivoriam-piofanana ho an’ny mpitarika izay notanterahina niaraka tamin’ny fihaonamben’ny Fiangonana maneran-tany:

Emmanuel Rodantes G. Abraham, Jonah Akekere, Edmund L. Ang, Odilon Asevedo, Vladimir N. Astashov, Douglas W. Atwood, Ignatius K. Baidoo, Anthony John Balledos, Carlos A. Baptista, Timothy L. Barney, Marco A. Becegato, Steven L. Bodhaine, Thaddeus M. Brown, Gabriel A. Campos, Jose R. Cardenas Vanegas, Palmênio C. Castro, Robert M. Chaggares, David L. Chandler, Andrew J. Child, Carlton J. Christensen, William G. Coleman, Sean F. D. Collins, Bryan C. Crawley, Gustavo A. Cristales, Loren G. Dalton, M. Sidney Daniels, Robert L. Davis, Freeman Dickie, Moroni Dominguez Jimenez, Siale Matavaha ‘Eliesa, Robert K Ellis, James G. Fantone, Jacob C. Fish, Matthias A. Frost, W. Brett Graham, Jeremy B. Grisel, Rodney H. Hillam, Shane T. Holdaway, James A. Jarvis, Aaron R. Jenne, Jose A. Jimenez Alava, Nathan L. Johnson, H. Jason Joseph, Ronald M. Judd, Motoshige Karino, Natthapol Lattisophonkul, Roland E. Léporé, Samuel López, Ricard G. Manáhan, Arturo Martinez, Charles P. Martins, Kelend I. Mills, David E. Mouhsen, Luis Navarro, Mathias N. Niambe, Jeffery M. Nikoia, Prince S. Nyanforh, Kabemba F. Nyembo, Akingbade A. Ojo, G. Michael Ortiz, Huri Parata, Juan C. Quilantan, David A. Reyes, Matthew O. Richardson, Matthew L. Riggs, Jaime N. Rivera Jr., Stephen M. Sargent, David L. Smith, Todd B. Smith, Marco N. Sosa, Jared M. Spataro, Scott Spencer, Craig M. Teuscher, Mees Bulang-C. Tshiband, Francisco Valim, Jesus A. Vazquez Roman, Terry E. Welch, David A. Winters.

Ireto Fitopololahin’ny Vondromparitra manaraka ireto dia hisaorana amin’ny na alohan’ny 1 aogositra 2025:

John D. Amos, Jay D. Andersen, Faapito Auapaau, Frederick K. Balli, Steven C. Barlow, Kevin W. Birch, John W. Boswell, Kevin G. Brown, J. Francisco Bührer, Suchat Chaichana, Christian C. Chigbundu, Matthew R. Clarke, L. Guido Cristobal, B. Corey Cuvelier, Edmarc R. Dumas, Brik V. Eyre, Timothy L. Farnes, Carlos A. Gabaldón, M. Andrew Galt, Vladislav Y. Gornostaev, Aaron T. Hall, Thomas Hänni, Richard I. Heaton, Broc C. Hiatt, Brian J. Holmes, David H. Huntsman, Norman Insong, Daniel Kabason, Federico M. Kähnlein, Jeffrey J. Kerr, David G. LaFrance, Marcelo Louza, Jose G. Manarin, Jeremiah J. Morgan, Mark A. Mortensen, S. Ephraim Msane, R. Pepper Murray, Eduardo F. Ortega, Nathan D. Pace, Michael M. Packer, Jorge W. Pérez, Kyrylo Pokhylko, Sergio A. Poncio, Art Rascon, Miguel A. Reynoso, Gustavo G. Rezende, Robert G. Rivarola, Edward B. Rowe, Alexey V. Samaykin, Luciano Sankari, Henry Savstrom, J. Matthew Scott, James E. Slaughter, Robert T. Smith, Ricardo Spencer, Colin C. Stauffer, David C. Stewart, Konstantin Tolomeev, Arlen M. Tumaliuan, Martin J. Turvey, Yan Carlos Vega, Paul B. Whippy, Chad R. Wilkinson, Dow R. Wilson, Markus Zarse.

Fanamarihana

  1. Ireto Fitopololahy Manampahefana Ambony ireto dia efa feno na ho feno 70 taona amin’ity taona ity. Araka ny fomba fanao mahazatra dia hisaorana amin’ny andraikiny izy ireo noho izany ary homena ny sata nahavita asa tamim-boninahitra, manan-kery ny 1 aogositra 2025.