Ho zatovo mahery!, martsa 2026 Sean R. DixonAhoana no ahafahako manampy ireo namako sy ny fianakaviako?Mampahafantatra ity laharan’ny gazetiboky ity rahalahy Dixon, izay ahitana lahatsoratra maro momba an’i Jesoa Kristy sy ny Paska. Dieter F. UchtdorfNy drafitry ny Ray any An-danitra ho an’ny fianakavianaMampianatra ny fomba itahian’ny tempoly ny fianakaviana sy ny fomba ahafahantsika miaro ny fianakaviana ny Loholona Uchtdorf. David A. EdwardsFankalazana ny Paska: Mikasika ireo zava-nisy fotsiny ihanyIreto misy valin’ny fanontaniana vitsivitsy mety hananan’ny olona sasany momba ny fankalazana ny Paska. Feon’ny zatovoPrecious K.Dia iray nankany amin’ny tempolyNandamina dia iray ho any amin’ny tempoly izay vao voalohany tao anatin’ny taona maro ny zatovovavy iray. Feon’ny zatovoZoi S.Mankalaza ny MpamonjyMizara ny fomba ankalazan’ny fianakaviany ny Paska sy ny dikan’izany aminy ny zatovovavy iray. Feon’ny zatovoAkoni C.Afaka manasa ny rehetra ahoMankalaza ny Paska amin’ny alalan’ny fanasana ny hafa hanatona an’i Kristy ny zatovolahy iray. Madelyn MaxfieldPaska amin’ny fotoana rehetraHevitra hanitarana ny Paska ho vanim-potoanan’ny fankalazana sy fanantenana ary fitsaohana. Harena miafinaEric D. SniderMitady ny momba ny Sorompanavotan’ny Mpamonjy ao amin’ny Testamenta TalohaIreto misy ohatra vitsivitsy mampiseho ireo soratra masina ao amin’ny Testamenta Taloha izay ahafahanao mahita faminaniana momba ny Sorompanavotan’i Jesoa Kristy. Avia, hanaraka AhyDavid A. EdwardsPaska ho antsika ny Fanasan’ny TompoIreo singa roa nandrafitra ny Paska voalohany dia mampiseho ireo zavatra iraisan’ny Paska sy ny Fanasana Farany, ary ny fanasan’ny Tompo amin’izao fotoana izao. Eric D. SniderTsy voatery ho matihaniana ianaoNy mpanoratra ny iray amin’ireo hira vaovao ao amin’ny fihirana dia miresaka momba ny fahazoana fitaomam-panahy sy fahaizana mamorona na dia tsy matihanina aza ianao. Jessica Zoey StrongPaska iray nifantoka tamin’ny MpamonjyNy tantaran’i Benjamin B., zatovo iray izay nifantoka tamin’ny Mpamonjy tamin’ny Paska iray tamin’ny alalan’ny fanaovana sary vita tamin’ny fifampidipidirana biriky kilalao sy tamin’ny alalan’ny fizarana ny sarivongana kelin’ny Mpamonjy. Nandresy ny tolony tamin’ny pôrnôgrafia koa izy. Jessica Zoey StrongMankalaza ny PaskaLahatsoratra iray mamariparitra ireo fomba amam-panao isan-karazany amin’ny Paska sy ny ifandraisan’izany amin’ny Mpamonjy. Mifandraisa amin’i … Fabio pj. avy any AutricheFampahafantarana fohy an’i Fabio pj., zatovolahy iray avy ao Aotrisy sy fijoroana ho vavolombelona fohy avy aminy. Eric B. MurdockTsy ho very fanantenana velivelyNidina tambanin’ny zava-drehetra i Jesoa Kristy mba hahafahany manampy antsika hihoatra ireo zavatra rehetra manjo. Miala voly kelyMiala voly kelyTantara an-tsary mifono hatsikana sy sahanasa mahafinaritra, ka tafiditra ao anati’izany ny piozila, ny lala-mifampidipiditra, ary ny fifaninanana haiku. Elsie A.Ilay Hosana nataoko manokanaMizara ny fijoroana ho vavolombelona ananany ny zatovovavy iray fa maheno ny fitalahoana manokana ataony mba hahazo fanafahana i Jesoa Kristy. Tantara avy ao amin’ny Testamenta TalohaJessica Zoey StrongNamidy tany EgyptaFamintinana fohy momba ny tantaran’i Josefa tao amin’ny Testamenta Taloha. Fanontaniana sy valiny Fanontaniana sy valinyAhoana no ahafahako mifantoka kokoa amin’ny Mpamonjy mandritra ny vanim-potoanan’ny Paska?Ny zatovo dia mamaly ilay fanontaniana hoe: “Ahoana no ahafahako mifantoka kokoa amin’ny Mpamonjy mandritra ny vanim-potoanan’ny Paska?” Valiny fohy sy mivantanaInona no fantatsika momba an’i Rebeka, vadin’i Isaka?Valin’ilay fanontaniana hoe: “Inona no fantatsika momba an’i Rebeka, vadin’i Isaka?“