Ho zatovo mahery! Janoary 2026 Emily Belle FreemanTaona vaovaoMiarahaba ireo mpamaky an’ity laharana ity ny Filoha Freeman. David A. BednarIreo fampanantenana sarobidin’ny drafitry ny RayMampianatra antsika momba ny drafitry ny Ray any An-danitra sy ireo fitahiana izay afaka ny ho tonga amintsika ny Loholona Bednar noho i Jesoa Kristy nanatanteraka ny anjarany tao anatin’izany. Karl D. HirstFomba telo handavana an’i Satana sy hisafidianana an’i Jesoa KristyNy fahatakarana ny zava-nitranga tany amin’ny fiainana talohan’ny nahaterahana dia afaka manampy anao hanao safidy tsara amin’izao fotoana izao. Feon’ny zatovo Feon’ny zatovoSuzanne Q.Nianatra taorian’ny nahafatesan’ny renibekoNitodika tany amin’ny filazantsara ny zatovovavy iray taorian’ny nahafatesan’ny renibeny. Feon’ny zatovoDaniel S. A.Miakanakam-piteny rehefa manao ny vavaky ny Fanasan’ny TompoMikatsaka ny fanampian’ Andriamanitra ny zatovolahy iray izay mitolona amin’ny fiakanakanana ara-pitenenana, indrindra rehefa manamasina ny fanasan’ny Tompo. Feon’ny zatovoMamello M.Manaja ny vatakoMizara ny ezaka ataony mba ho maotina sy hitandremana ny Tenin’ny Fahendrena ny zatovovavy iray. Anna G.Nahatakatra mivantanaMizara ny zavatra niainany izay nanamafy orina ny fijoroana ho vavolombelona ananany ny zatovovavy iray avy any Kansas, États-Unis taorian’ny fiatrehany fanontaniana. Teny filamatry ny zatovo ho an’ny taona 2026 Teny filamatry ny zatovo ho an’ny taona 2026Fiadidian’ny Zatovolahy sy ny Zatovovavy maneran-tanyMiaraha mandeha AmikoHafatra avy amin’ny Fiadidian’ny Zatovovavy sy ny Zatovolahy maneran-tany momba ny teny filamatry ny Zatovo ho an’ny taona 2026. Teny filamatry ny zatovo ho an’ny taona 2026Eric D. Snider“Miaraha mandeha Amiko”—Andeha hohalalinintsika izanyIto misy famahavahana an’ireo teny anankitelo ao amin’ny teny filamatry ny zatovo amin’ity taona ity. Teny filamatry ny zatovo ho an’ny taona 2026Araho Aho: Hiran’ny teny filamatry ny zatovo ho an’ny taona 2026Tononkira sy rohy ahitana ny taratasy misy ireo mari-peon’ny hira ho an’ny hiran’ny teny filamatry ny zatovo ho an’ny taona 2026. David A. EdwardsNy endriky ny lalanyFantaro hoe toy ny ahoana ny lalan’ny Mpamonjy rehefa miara-mandeha Aminy isika. Zava-misy Jasmine Abreu de OliveiraMivoatra ny zava-drehetra rehefa matoky an’ Andriamanitra ianaoMizara ny traikefany momba ny fahazoany fijoroana ho vavolombelona taorian’ny naha mpikamban’ny Fiangonana nalaindaina azy an-taonany ny zatovovavy iray. Madelyn MaxfieldIlay sarintaninao hiverenana hodyNy drafitry ny famonjena dia toy ny sarintany mba hanampiana anao hanaraka an’i Jesoa Kristy sy hiverina hody any amin’ny Ray any An-danitra. Eric B. Murdock sy Bethany StancliffeAtaovy izay tsara indrindra vitanao miaraka amin’ny fanampian’ny MpamonjyTantara an-tsary momba ny zatovolahy iray izay miatrika zavatra maro ilaina atao izay miaraka indray mandeha. MampifandrayMampifandrayFampahafantarana sy fijoroana ho vavolombelona fohy avy amin’i Anavai H., zatovovavy iray avy any amin’ny Polynezia Frantsay. Madelyn MaxfieldKilasy vaovao, Fahafahana vaovao atolotra mba hivoaranaJereo ireto zavatra anankitelo izay miandry ireto rehefa mifindra any amin’ny kilasy iray vaovao na kôlejy iray vaovao ao am-piangonana ianao. Miala voly kelyMiala voly kelyHatsikana an-tsary sy fialam-boly mahafinaritra, ahitana sahanasa fikarohan-javatra, sahanasa fampifandraisan-javatra ary piozila entina maneho an-tsary ny fahatakarana. Tantara avy ao amin’ny Testamenta TalohaNy Fahalavoana: I Adama sy i EvaTantara an-tsary fohy momba an’i Adama sy i Eva sy ny Fahalavoana. Fanontaniana sy valiny Fanontaniana sy valiny“Ahoana no ahafahako mizara amin’ny fomba tena tsara ny –voan’ny filazantsara– amin’ny hafa mba hahitan’izy ireo ny maha-zava-dehibe izany amiko?” Valiny fohy sy mivantanaNahoana ny soratra masina no miresaka momba ny Fahariana ny tany?Valiny ho an’ilay fanontaniana hoe: “Nahoana ny soratra masina no miresaka momba ny fahariana ny tany?”