Miala voly kely
Sary nataon’i Michelle Dickson
Miafina ao Edena
Tao amin’ny saha kanton’i Edena i Adama sy i Eva no nipetraka tamin’ny voalohany (jereo ny Genesisy 2; Mosesy 3). Hitanao ve ireo zava-maniry miafina sy ireo hazo ao amin’ity sarina saha ity?
Fampifandraisana ny Fahariana
Tao anatin’ny enina andro i Jesoa Kristy no nahary ny tany teo ambany fitarihan’ny Ray any An-danitra (Mosesy 1:33), avy eo dia nitsahatra Izy tamin’ny andro faha fito (Mosesy 3:1–3; Genesisy 2:1–3).
Fantatrao ve ny zavatra nohariana tamin’ny andro tsirairay avy tamin’ireo enina andro? Ampifandraiso amin’ny alalan’ny tsipika ny andro sy ny sary mifanaraka aminy. (Raha mila fanampiana ianao dia vakio ny Mosesy 2 na ny Genesisy 1.)
-
Andro Voalohany
-
Andro Faharoa
-
Andro fahatelo
-
Andro fahefatra
-
Andro fahadimy
-
Andro fahenina
-
A.
-
B.
-
D.
-
E.
-
F.
-
G.
Maneho an-tsary ny fahatakaran’i Enoka
“Nakarina ho any an-danitra” ny tanànan’i Enoka rehefa lasa “iray fo sy iray saina” izy ireo (Moses 7:18–21). Afaka manampy ity tanàna ity ho lasa “iray” ve ianao amin’ny alalan’ny famantarana ny valiny marina amin’ny singa banga?
1.
2.
3.
4.
5.
6.
Hatsikana
Ahoana no tokony handreseko anao raha toa ka Samoela ilay Lamanita foana ianao? Tsy laitran’ny tifitra zana-tsipika izy?
Val Chadwick Bagley
Valiny
Fampifandraisana ny zavaboary: Andro voalohany: D (fahazavana sy haizina); andro faharoa: F (habakabaka); andro fahatelo: B (zavamaniry); andro fahefatra: E (masoandro, volana, kintana); andro fahadimy: G (vorona sy ranomasina); Andro fahenina: A (biby sy olombelona).
Maneho an-tsary ny fahatakaran’i Enoka: 2