Petadrindrina ho an’ny Krismasy sy ny Teny filamatry ny zatovo ho an’ny taona 2026
Miaraha-mandeha Amiko • Mosesy 6:34
“Indro mby eo aminao ny Fanahiko, koa ny teninao rehetra dia hohamariniko; ary ny tendrombohitra dia handositra eo anoloanao, ary ny renirano dia hivily amin’ny lalany; ary hitoetra ato Amiko ianao, ary Izaho ao aminao, koa miaraha mandeha Amiko.” —Mosesy 6:34
© 2025 by Intellectual Reserve, Inc. All rights reserved. PD80063195 654
Choirs of Heaven [Amboarampeon’ny Lanitra], nataon’i Kelsy sy i Jesse Lightweave