Janoary 2025 Ireo lahatsoratra misy ato Russell M. NelsonFeno fankasitrahana noho ny fahafahana miangonaMampianatra lafiny telo amin’ny fanangonana an’i Isiraely ny Filoha Nelson: miangona amin’ny Mpamonjy, miara-miangona amin’ny Olomasina, ary miangona ao amin’ny fanompoana Azy. Patrick KearonVaovao mahafaly manambara fitiavana sy fifalianaMizara ny fifaliana sy ny fitahiana sitrahantsika noho ny famerenana amin’ny laoniny ny Fiangonan’ny Mpamonjy ny Loholona Kearon. Taniela B. WakoloIreo fitahiana avy amin’ny famerenana amin’ny laoninyMampianatra ny Loholona Wakolo fa afaka mijoro ho vavolombelona ny amin’ireo fitahiana avy amin’ny famerenana amin’ny laoniny ny filazantsara isika rehetra, na amin’ny fotoana inona na amin’ny fotoana inona, na aiza na aiza. Vehivavy manao fanekempihavananaJ. Anette DennisIlaina avokoa ny rehetra ao amin’ny vatan’i KristyAhoana no ahafahan’ny fifandraisantsika ara-panekempihavanana amin’ Andriamanitra manampy antsika hanorina fifandraisana amin’ny hafa? Matthew J. GrowIreo fitahiana tamin’ny taona 1836 sy ireo fahasarotana tamin’ny taona 1837Ireo zavatra tsara ara-panahy nisongadina tamin’ny taona 1836 sy ireo fitsapana tamin’ny taona 1837 dia manolotra lesona vitsivitsy ho antsika ankehitriny. John H. HeathI Ann sy i Newel Whitney sy ny lalan’ny fanekempihavananaTamin’ny fihaonana voalohany tamin’ny Mpaminany Joseph tamin’ny 1831 dia nitandrina ny fanekempihavanany i Ann sy i Newel Whitney ary nanangana an’i Ziona tany am-piandohan’ny Famerenana amin’ny laoniny. Ny feon’ireo Olomasin’ny Andro Farany Jessika Roy FrazierIlay andro tsara indrindraNianatra ny rain’ny mpanoratra fa tsy tara loatra ny mibebaka sy manatona ny sandrin’ny Mpamonjy efa miandry. Yanina Murga JaramilloIty no fanomezam-pahasoavana anananaoMampivelatra ny fanomezam-pahasoavana ananany ny rahavavy iray amin’ny ezaka mba hitahiana ny hafa. Miguel A. RodríguezTokony ho nihaino ahoMianatra ny maha-zava-dehibe ny fanarahana ireo bitsika ara-panahy ny mpikamban’ny Fiangonana iray rehefa voampanga tsy ara-dalàna ho tsy marin-toetra. Gianfranco VizziniFahadisoana ve ny antsoko hanao asa fitoriana?Nankafy fahombiazana tamin’ny asa fitoriana nataony ny misiônera tanora iray avy any Afrika Atsimo tamin’ny alalan’ny fizarana ny talentany sy ny fitiavany ny Mpamonjy. Bronwyn HawsNy asan’ Andriamanitra izay nasehoNy zatovovavy jamba iray dia niverina nahita rehefa avy nandray ny tsodrano sy ny valin’ny vavaka nataony tany amin’ny hôpitaly. Avia, hanaraka Ahy Inona avy ireo fahamarinana ampianarin’ny Fanambarana momba ny Famerenana amin’ny laoniny?Nanasa antsika ny Filoha Nelson handalina sy hisaintsaina ary hanaraka ireo fahamarinana ao amin’ny fanambarana momba ny Famerenana amin’ny laoniny. Mametraka fanontaniana, mitady valiny: Ilay lamina arahina napetrak’i Joseph SmithFanontaniana sy valim-panontaniana telo mba hanamafisana orina ny fijoroana ho vavolombelona ananantsika momba ny Fahitana Voalohany. Trano hazon’ny fianakaviana SmithFanehoana an-tsary nataon’ny mpahaikanto ny trano hazon’ny fianakaviana Smith. Tanora Simona LoveTsy afaka mividy fahasambarana ny vola, fa manolotra fifaliana maimaimpoana i KristyManapa-kevitra ny tsy hamela ny zavatr’izao tontolo izao ho eo anelanelany sy ny Ray any An-danitra ny tanora iray. Isabelle JusticeMahatsiaro ny antony iainako ny FilazantsaraMianatra ny tanora iray fa ny fahafantarana ny antony iainany sy ny itiavany ny filazantsaran’i Jesoa Kristy dia afaka manampy azy hanakaiky kokoa ny Mpamonjy. Andian-dahatsoratra mitohy Tafaorina eto ny FiangonanaLiège, BelgiqueMijery ny Fiangonana any Belgique. Mampiasa ireo gazetibokin’ny FiangonanaNy Fiangonan’i Jesoa Kristy naverina tamin’ny laoninySosokevitra amin’ny fampiasana ireo gazetibokin’ny Fiangonana mba hanampiana antsika hiaina ny filazantsaran’i Jesoa Kristy.