Miala voly kely
Sary nataon’i Dave Klüg
Fandokoana misy kaody
Maheno sy mamaly ny vavaka ataonao ny Ray any An-danitra. Lokoy araka ny laharan’isa mifanaraka amin’ny kaody eo ambany mba hampisehoana ny sary.
Hira Matematika
Tian’ny Tompo “ny hiran’ny fo” (Fotopampianarana sy Fanekempihavanana 25:__). Tadiavo ny andinin’io soratra masina io amin’ny alalan’ny fikarohana hoe maneho inona ireo tandindona ao amin’ilay piozila matematika ary avy eo dia vahao ilay fampimirana farany.
Piozila matematika:
Fampimirana farany:
“Mikatsaka” ny tsaratsara kokoa
Ny Fotopampianarana sy Fanekempihavanana 25:10. dia manasa antsika “hahafoy ny zavatr’izao tontolo izao ary hikatsaka ny zavatry ny tontolo tsaratsara kokoa.” Katsaho (ary tadiavo) ireo sary dimy samihafa an’ny Mpamonjy ao anatin’ity laharana gazetiboky ity.
Laharan’ny pejy:
1.
2.
3.
4.
5.
Hatsikana
Heveriko fa marina ny teninao. Tsy azonao soloina siramamy ny sira.
Val Chadwick Bagley
Vinaingitra, tongolo, ranom-boasary makirana ary dipoavatra mainty indray mitsongo! Oeeee! Fanafodin-dRabebe eran’ny sotro dia hanasitrana anao avy hatrany!
Mm … hitanao? Aleo aho hijanona ho marary ihany ka.
Ryan Stoker
Valiny
Hira Matematika: Andininy: 12. (Saxophone: 2, Xylophone: 4, Amponga: 6, Gitara: 8.) Katsaho ny tsaratsara kokoa: Pejy 3, 10, 27, 31, ary ny fonony ao ambadika