Septambra 2025 Ireo lahatsoratra misy ato D. Todd ChristoffersonVoatahy amin’ny alalan’ny fahefana sy herin’ny fisoronanaMampianatra ny Loholona Christofferson fa ireo mpikamban’ny Fiangonana dia voantso hampiasa ny herin’ Andriamanitra mba hanompo sy hitahy ny hafa ao amin’ny Fiangonana, any an-tokantrano, ary manerana izao tontolo izao. S. Mark PalmerHazo Bonzaï sarobidy sy fijoroana ho vavolombelona sarobidyMampianatra ny Loholona Palmer fa ny fijoroana ho vavolombelona dia fanomezana tsy voavidy vola izay mitaky fanoloran-tena manokana sy finoana mba haharetany sy hiampitany amin’ireo taranaka ho avy. Vehivavy manao fanekempihavananaCamille N. JohnsonLesona nianarana tamin’ny fanasana an’i Kristy ho mpanoratra ny tantaram-piainakoMampianatra ny Filoha Johnson fa ny fahatakarana ny anjara asantsika sy ny tanjontsika ary ny andraikitsika ao amin’ny drafitry ny fahasambarana dia mampisandratra sy manome toky ary mahafaly. Faha-30 taonan’ny Fanambarana momba ny FianakavianaNy fianakaviana: Fanambarana ho an’izao tontolo izaoNy lahatsoratra manontolo ao anatin’ “Ny fianakaviana: Fanambarana ho an’izao tontolo izao” Faha-30 taonan’ny Fanambarana momba ny FianakavianaNatao ho an’izao androntsika izaoTelopolo taona taorian’ny nanambarana tamin’izao tontolo izao ilay fanambarana momba ny fianakaviana, dia mbola faminaniana mitombina tsara sy manankery kokoa noho ny hatramin’izay ireo fitsipika masina ao amin’izany. Faha-30 taonan’ny Fanambarana momba ny FianakavianaAraka ny nanaovan’ Andriamanitra azy: Fampianaran’ny Apôstôly momba ny fianakavianaNampianatra momba ny maha zava-dehibe ny fianakaviana ny Fiadidiana Voalohany sy ireo mpikambana ao amin’ny Kôlejin’ny Apôstôly Roambinifolo. DB TroesterEfa saika nosimbain’ny COVID ny nofinofiny handray anjara tamin’ny Amboaram-peon’ny TabernakelyEfa saika nanakana azy tsy hiara-hihira tamin’ny Amboaram-peon’ny Tabernakely ny COVID-19. Fomba fijery ara-tantara momba ny Tranon’ny TompoAmy HarrisMampiray sy mampifandray ary mamehy ireo ôrdônansin’ny tempolyNy tantaran’ny asa atao any amin’ny tempoly amin’izao andro farany izao dia maneho fientanentanana sy fanambarana andalan-tsoratra anampy andalan-tsoratra hanatanterahana batisa isoloana tena ho an’ny maty. Alyssa BradfordAiza ireo fitahiana nampanantenaina ahy avy amin’ny fandoavana fahafolonkarena?Rehefa matoky ny Tompo isika dia ho avy ireo fitahian’ny lanitra. Ny feon’ireo Olomasin’ny Andro Farany Olivia ArayaNanome fiadanana ho ahy AndriamanitraNy fanakaikezana tsapan’ilay mpanoratra tamin’ny Ray any An-danitra dia nanome fiadanana ho azy taorian’ny namoizany zazakely noho ny fahafahan-jaza. Marcelo MaldonadoNitarika ahy nody ny TompoTaorian’ny fanarahana bitsiky ny fanahy mba hiverina any amin’ny firenena niaviany any Bolivie dia tena voatahy tokoa ny mpanoratra. JeriAnn HillegeistTe ho toa anao ahoRehefa avy nivavaka ny reny iray izay mahatsapa ho tsy mahay ny anjara asany dia mahatsapa ny fitiavan’ Andriamanitra miaiky ny ezaka ataony. Shirley Ann Slade BrownNanao izay nahafaly ny renibenao ianaoNy mpanoratra, izay marenina ny ray aman-dreniny, dia mahatsapa fa ny fianakaviany dia “mifanaraka tsara” amin’ny Olomasin’ny Andro Farany hafa tamin’ny farany taorian’ny famehezana ny fianakaviany tany amin’ny tempoly. Nicolas WatbledRaha nanana Fiangonana teto an-tany AndriamanitraTsy nampoizin’ny mpanoratra ny nahitany ny Fiangonana, izay mampianatra fotopampianarana lasa ninoany tamin’ny alalan’ny fandalinana ny Baiboly sy ny fikarohana fahamarinana avy amin’ny tenany manokana. Tanora Fanontaniana sy valiny mikasika ny fahasalamana ara-tsainaTeny nindramina avy amin’ireo mpitarika ao amin’ny Fiangonana mba hamaliana ny fanontanian’ireo tanora mikasika ny fahasalamana ara-tsaina. Andian-dahatsoratra mitohy Ny Fiangonana any …Ny Fiangonana any MongolieNitombo tsy ankijanona Ny Fiangonan’i Jesoa Kristy ho an’ny Olomasin’ny Andro Farany any Mongolia. Zavakanto momba ny tantaran’ny FiangonanaTranon’i Joseph sy i Emma Smith tao KirtlandFanehoan’ny mpahaikanto an-tsary ny tranon’i Joseph sy i Emma Smith tao Kirtland, Ohio, Etazonia