Mampianatra ny Loholona Cziesla fa ny fampiharana ny fotopampianaran’i Kristy amin’ny fomba tsotra dia hitondra fifaliana ho antsika, hanome torolalana ho antsika amin’ny antsontsika, hamaly ireo fanontaniana sasany izay sarotra indrindra eo amin’ny fiainantsika, ary hanome hery hiatrehana ireo olana lehibe indrindra.