Ho zatovo mahery!: Torolalana amin’ny fanaovana safidy Hafatra avy amin’ny Fiadidiana Voalohany Manaova safidy entanim-panahy 1.Almà 22:13Ho anao ny drafitr’ Andriamanitra 2.Fotopampianarana sy Fanekempihavanana 8:2–3Te hifanerasera aminao Andriamanitra 3.Mosesy 1:39Afaka manampy amin’ny asan’ Andriamanitra ianao 4.Salamo 147:3Hanampy anao Jesoa Kristy 5.Galatiana 5:25Mandehana ao amin’ny fahazavan’ Andriamanitra 6.Matio 22:37–40Tiavo Andriamanitra, tiavo ny namanao 7.Fotopampianarana sy Fanekempihavanana 84:20Manome fahafahana anao hahazo ny herin’ Andriamanitra ireo ôrdônansy sy fanekempihavanana 8.Fotopampianarana sy Fanekempihavanana 95:8Manome fahafahana bebe kokoa anao hahazo ireo fitahian’ Andriamanitra ireo ôrdônansy sy fanekempihavanan’ny tempoly 9.Matio 16:18–19Voatahy amin’ny alalan’ny fanalahidy sy fahefan’ny fisoronana ianao 10.1 Korintiana 6:18–20Masina ny vatanao 11.Jaona 8:32Mahatonga anao ho olon’afaka ny fahamarinana 12.Fotopampianarana sy Fanekempihavanana 101:36Mitondra fifaliana i Jesoa Kristy Tovana Fanoroam-pejyAhoana ny momba ny …?