Rahalahy Jason Willard sy Rahalahy Chad H Webb ary ny Loholona Clark G. Gilbert dia mitarika fampiofanana sy fifanakalozan-kevitra mikasika ireo lesona fiomanana hiatrika fiainana, ny fifantohan’ny ny fandaharam-pampianarana amin’i Kristy, ny fanekempihavanan’ny tempoly izay ataontsika amin’ny Raintsika any An-danitra, ary ny fahafantarana sy ny fanarahana ny Fanahy Masina.