Fampaherezam-panahy maneran-tany ho anʼny tanora nôvambra 2025 Fampaherezam-panahy iray manontoloFampaherezam-panahy maneran-tany, nôv. 2025, ho anʼny tanora iarahana aminʼny Loholona Neil L. sy Rahavavy Kathy Andersen—Manontolo. Neil L. AndersenLahateny fanokafanaMiresaka amin’ny tanora momba ny fomba ampitodihan’ny mpaminanin’ Andriamanitra sy ireo tempoly antsika amin’ny Mpamonjy ny Loholona Neil L. Andersen sy rahavavy Kathy Andersen vadiny amin’ny alalan’ny fampiasana ireo fampianarana sy ohatra avy amin’ny Filoha Dallin H. Oaks. Dallin H. OaksVavolombelon’i KristyAndiana horonan-tsary momba ny Filoha Dallin H. Oaks. Neil L. AndersenMijoro amin’ny fahamarinanaMiresaka momba ny fijoroana amin’ny fahamarinana ny Loholona Neil L. Andersen sy ny tanora. Neil L. AndersenFanambadiana, fianakaviana, ary zanakaMiresaka momba ny fanambadiana sy ny fianakaviana ary ny zanaka ny Loholona Neil L. Andersen sy ny tanora. Neil L. AndersenFanambaranaMiresaka momba ny fanambarana ny Loholona Neil L. Andersen sy ny tanora. Neil L. AndersenLahateny famarananaMiresaka momba ny fomba ampitodihan’ny mpaminanin’ Andriamanitra sy ireo tempoly antsika amin’ny Mpamonjy ny Loholona Neil L. Andersen sy ny Rahavavy Kathy Andersen ary ny tanora.