Boky torolalana ho an’ny Kilonga sy Fotoana Ifanakalozana
Fanekem-pinoana
Fanekem-pinoana


“Fanekem-pinoana,” Namana.

Fanekem-pinoana

PDF

10. Mino isika fa hangonina ara-bakiteny ny Isiraely ary hampodiana indray ny Foko Folo; fa i Ziona (ilay Jerosalema Vaovao) dia haorina eo amin’ny kaontinanta Amerikana; fa i Kristy tenany mihitsy no hanjaka ety an-tany; fa hohavaozina ny tany ka handray ny voninahitry ny paradisany.