Boky torolalana ho an’ny Kilonga sy Fotoana Ifanakalozana
Fanekem-pinoana
Fanekem-pinoana


“Fanekem-pinoana,” Namana.

Fanekem-pinoana

PDF

9. Mino ny zava-drehetra izay efa nambaran’ Andriamanitra isika, izay ambarany ankehitriny, ary mino isika fa Izy dia mbola hanambara zavatra lehibe sy manan-danja maro mikasika ny Fanjakan’ Andriamanitra.