“Fanekem-pinoana,” Namana. Fanekem-pinoana 7. Mino ny fanomezam-pahasoavana amin’ny fiteny isika, ny faminaniana, ny fanambarana, ny fahitana, ny fanasitranana, ny fandikan-teny, sns.