Boky torolalana ho an’ny Kilonga sy Fotoana Ifanakalozana
Fanekem-pinoana
Fanekem-pinoana


“Fanekem-pinoana,” Namana.

Fanekem-pinoana

PDF

5. Mino isika fa tsy maintsy voantson’ Andriamanitra amin’ny alalan’ny faminaniana sy amin’ny alalan’ny fametrahan-tanana, ataon’ireo izay manana fahefana ny olona iray, vao mitory sy manatanteraka ny ôrdônansin’ny Filazantsara.