Boky torolalana ho an’ny Kilonga sy Fotoana Ifanakalozana
Fanekem-pinoana
Fanekem-pinoana


“Fanekem-pinoana,” Namana.

Fanekem-pinoana

PDF

4. Mino isika fa ireo fitsipika sy ôrdônansy fototra amin’ny filazantsara dia: voalohany, ny Finoana an’i Jesoa Kristy Tompo; faharoa, ny Fibebahana; fahatelo, ny batisa asitrika ho famelana ny fahotana; fahefatra, ny Fametrahan-tanana ho fanomezana ny Fanahy Masina.