Doctrine and Covenants 2025
Fotopampianarana sy Fanekempihavanana 12–17; Joseph Smith—Tantara 1:66–75
Kilalao, tantara ary sahanasa


“Fotopampianarana sy Fanekempihavanana 12–17; Joseph Smith—Tantara 1:66–75”, Loharanom-pitaovana ho an’ny ankizy: Avia, hanaraka Ahy (2025)

Loharanom-pitaovana ho an’ny ankizy: Avia, hanaraka Ahy, Fotopampianarana sy Fanekempihavanana, 2025

17–23 febroary

Fotopampianarana sy Fanekempihavanana 12–17Joseph Smith—Tantara 1:66–75

Azonao ampiasaina ireo loharanom-pitaovana fanampiny ho an’ny ankizy ireo enti-manampy amin’ny fampianarana isan-kerinandro mba handalinana ny Fotopampianarana sy Fanekempihavanana amin’ny alalan’ny fampiasana ny Avia, hanaraka Ahy. Safidio izay tantara, sahanasa na horonan-tsary mety indrindra aminao.

Fotopampianarana sy Fanekempihavanana 13; Joseph Smith—Tantara 1:68–74

Namerina ny Fisoronana Aharôna tamin’ny laoniny i Jaona Mpanao Batisa.

Fotopampianarana sy Fanekempihavanana 13

Ny Ray any an-danitra dia mitahy ahy amin’ny alalan’ny Fisoronana Aharôna.

  • Tafaverina tamin’ny laoniny ny Fisoronana

    lahatsoratra solon-tsary
  • Fampifandraisana ireo fitahiana

    Kilalao fampifandraisana izay mampiseho ireo fitahiana entin’ny fisoronana

Fotopampianarana sy Fanekempihavanana 15:4–6; 16:4–6

Ny fanampiana ny hafa hanatona an’i Jesoa Kristy dia “ho manan-danja indrindra.”

  • Fizarana soratra masina

    lahatsoratra solon-tsary
  • Resaka nifanaovana tamin’i Lili momba ny fizarana ny filazantsara

    lahatsoratra solon-tsary

Fotopampianarana sy Fanekempihavanana 17

Afaka ny ho vavolombelona manambara momba ny Bokin’i Môrmôna aho.