“Fotopampianarana sy Fanekempihavanana 18”, Loharanom-pitaovana ho an’ny ankizy: Avia, hanaraka Ahy (2025)
Loharanom-pitaovana ho an’ny ankizy: Avia, hanaraka Ahy, Fotopampianarana sy Fanekempihavanana, 2025
24 febroary–2 martsa
Fotopampianarana sy Fanekempihavanana 18
Azonao ampiasaina ireo loharanom-pitaovana fanampiny ho an’ny ankizy ireo enti-manampy amin’ny fampianarana isan-kerinandro mba handalinana ny Fotopampianarana sy Fanekempihavanana amin’ny alalan’ny fampiasana ny Avia, hanaraka Ahy. Safidio izay tantara, sahanasa na horonan-tsary mety indrindra aminao.
Fotopampianarana sy Fanekempihavanana 18:10–13
Isika tsirairay avy dia tena sarobidy tokoa amin’ Andriamanitra.
-
-
“Valintenin’i Cole”
Fotopampianarana sy Fanekempihavanana 18:13–16
Mitondra fifaliana lehibe ny fizarana ny filazantsara.
-
“Manara-dia an’i Jesoa any Kôlombia”
-
“Ahoana no ahitana fifaliana”
Fotopampianarana sy Fanekempihavanana 18:34–36
Afaka mandre ny feon’ny Tompo ao amin’ny soratra masina aho.
-
“Nahoana isika no mamaky soratra masina”
-
“Raha mihaino amin’ny foko aho”