Doctrine and Covenants 2025
Fotopampianarana sy Fanekempihavanana 10–11
Kilalao, tantara ary sahanasa


“Fotopampianarana sy Fanekempihavanana 10–11”, Loharanom-pitaovana ho an’ny ankizy: Avia, hanaraka Ahy (2025)

Loharanom-pitaovana ho an’ny ankizy: Avia, hanaraka Ahy, Fotopampianarana sy Fanekempihavanana, 2025

10–16 febroary

Fotopampianarana sy Fanekempihavanana 10–11

Azonao ampiasaina ireo loharanom-pitaovana fanampiny ho an’ny ankizy ireo enti-manampy amin’ny fampianarana isan-kerinandro mba handalinana ny Fotopampianarana sy Fanekempihavanana amin’ny alalan’ny fampiasana ny Avia, hanaraka Ahy. Safidio izay tantara, sahanasa na horonan-tsary mety indrindra aminao.

Fotopampianarana sy Fanekempihavanana 10:5

Rehefa mivavaka mandrakariva aho dia mahazo hery avy amin’Andriamanitra.

  • Afaka mivavaka amin’ny Ray any An-danitra aho

    Pejy holokoina ahitana fianakaviana manao vavaka ho an’ny sakafo
  • Ny fahaganana entin’ny vavaka

    Ankizilahy mandohalika sy mivavaka eo akaikin’ny fandriany, miampy sahanasa iray momba ny vavaka

Fotopampianarana sy Fanekempihavanana 11:12–13

Mitarika ahy hanao zavatra tsara ny Fanahy Masina.

Fotopampianarana sy Fanekempihavanana 11:21, 26

Mila mahafantatra ny filazantsara aho mba hahafahako manampy ny hafa hahita ny fahamarinana.