Doctrine and Covenants 2025
Fotopampianarana sy Fanekempihavanana 6–9
Kilalao, tantara ary sahanasa


“Fotopampianarana sy Fanekempihavanana 6–9”, Loharanom-pitaovana ho an’ny ankizy: Avia, hanaraka Ahy (2025)

Loharanom-pitaovana ho an’ny ankizy: Avia, hanaraka Ahy, Fotopampianarana sy Fanekempihavanana, 2025

3–9 febroary

Fotopampianarana sy Fanekempihavanana 6–9

Azonao ampiasaina ireo loharanom-pitaovana fanampiny ho an’ny ankizy ireo enti-manampy amin’ny fampianarana isan-kerinandro mba handalinana ny Fotopampianarana sy Fanekempihavanana amin’ny alalan’ny fampiasana ny Avia, hanaraka Ahy. Safidio izay tantara, sahanasa na horonan-tsary mety indrindra aminao.

Fotopampianarana sy Fanekempihavanana 6:5, 15–16, 22–23; 8:2; 9:7–9

Afaka miresaka amiko amin’ny alalan’ny Fanahy Masina ny Ray any An-danitra.

Fotopampianarana sy Fanekempihavanana 6:34

Noho i Jesoa Kristy dia afaka ny “tsy hatahotra” aho.

Fotopampianarana sy Fanekempihavanana 6:36

Afaka mijery an’i Jesoa Kristy amin’ny eritreritra rehetra aho.

  • Tandindon’ny fitenin’ny filazantsara: “Jesoa Kristy

    Tandindon’ny fitenin’ny filazantsara momba an’i Jesoa Kristy
  • Tiako i Jesoa Kristy

    Pejy holokoina ahitana an’i Jesoa Kristy sy ankizy roa